Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Makis Ladies: Hanala vela amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara

Hiatrika fifaninanam-pirenena indray ny Makis Ladies, amin’ity volana mey ity. Hanafika atsy Kenya, ka hiady ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “performance division”, ho an’ny rugby lalaovin’olona 15. Firenena efatra no hiady ho lohany amin’izany. Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika, sokajy «Perfor­mance division», vehivavy, ho an’ny taranja rugby …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.