SOMBIM-BAOVAO
Nandrombaka ny amboaran’ny ligy Boeny, nandritra ny famaranana ny fifaninanana nasionaly, dingana voalohany, vondrona B, ny GNBC Analamanga sy ny COSPN Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, resin’ny GNBC tamin’ny isa 73 no ho 62 ny BC Somava Sava. Nolavoin’ny COSPN tamin’ny isa 92 no ho 55 kosa ny Ascum Boeny, teo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.