Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tetikasa Miatrika: Hanampy ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro

Tetikasa iray ahitana fandaharanasa 12, anisan’ny novolavo­lain’ny minisitera sy rafitra tomponandraikitra samihafa, toy ny mi­nisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Croix rouge Malagasy ny Miatri­ka. Drafitra nasionaly natao hiatrehina ny fiovan’ny toetr’andro. Ho hatsaraina sy hamafisina ireo fandraisan’andraikitra efa nisy niatrehina ny loza sy ny tandindon-doza hatramin’izay. Eo koa ny fampiharana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.