Rivodoza sy tondradrano : Hamafisina ny fiomanana mialoha ho an’ny faritra telo
Ho fiatrehana ny loza voajanahary, toy ny rivodoza sy tondradrano dia misy ny atrikasa ny irahan’ny BNGRC sy ny mpiray ombon’antoka. Mifantoka amin’ny tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropianina aty atsinanan’i Afrika sy ny ranomasimbe Indianina izany. Momba ny asa mialoha, miompana amin’ny fanamafisana ny rafitra rehetra sy ny mpisehatra ao anatin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.