Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Dia Dia Maloya : Hivondronana Malagasy sy Renioney mpanakanto

Takalon-kanto lasa tarika. Tetikasa niofo ho fampisehoana. Ireo tia mozika vaovao no efa dodona hahita sy handre ny fampisehoana hataon’ny Dia Dia Maloya, ny alarobia 13 mey izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny IFM Analakely. Taka­lon-kanto satria misy fanambarana talenta avy amina Malagasy sy Renioney mpanakanto ao. Samy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.