Ho an’ny rasazy : Ilaina ny fidirana anaty Holafitra
Manetriketrika ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny mpampivelona na ny rasazy, amin’ity herinandro ity. Marihina any amin’ny faritra Anosy izany. Lohahevitra voizina maneran-tany ny hoe, Mpampivelona iray tapitrisa fanampiny. Mampiharihary ny tsy fahampian’ny rasazy maneran-tany izany ka anentanana ny firotsahan’ny tanora hiantsehatra amin’izany asa masina izany. Tany amin’ny faritra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.