Fotodrafitrasa UniPod : Havadika ho asa ny voka-pikarohana
Napetraka ny fotodrafitrasa University innovation Pod (UniPod) ao anatin’ny tetikasa fampifandraisana ny fikarohana eny amin’ny oniversite sy ny toeram-pikarohana amin’ny sehatra tsy miankina, hiteraka asa. Nanazava izany ny minisitry ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy, omaly, teny Anosy. « Fotodrafitrasa mipetraka eo amin’ny fitalevan’ny fikarohana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.