Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

TARATRY NY KANTO

Miantso ireo mpanakanto te handray anjara amin’ny “Fetin’ny mozika 2026” ny IFM Analakely. Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo mpanakanto na tarika te handray anjara, tsy anavahana gadona sy karazana mozika, ary tsy misy sokajin-taona ihany koa. Mila manana hira 03 fara-fahakeliny hatolotra anefa, ary vonona amin’ny fepetra rehetra takin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.