Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Kick Boxing: Lany ho filohan’ny federasionina Rafidison José

Tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana eo anivon’ny Federa­sioni­na malagasin’ny kick boxing. Lany ho filoha Rafidison José. Nafanafana ny fifidiananana natao teny Mahamasina ary naharitra ora maromaro mihitsy izany. Ligy 14 no tonga nanatrika sy nandatsa-bato. Rehefa vita ny fanaraha-maso ny antontan-taratasy rehetra, nirosoana ny fivoriambe sy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.