Fimpima FJKM Ambohitantely : Nosaloran-damba ireo mpikabary 20 mianadahy
Feno 15 taona ny rantsana Fimpima FJKM Ambohitantely. Nomarihina omaly izany tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra, nandritra ny alahadin’ny SLK ny maraina, tao an-toerana. Notontosaina nandritra izany ihany koa ny fampisalorana lamba ireo mpikambana tsotra, mpikabary miisa 20 mianadahy. Nanatontosa ny fampisaloran-damba ny filoham-paritany Fimpima, Andrianady Bandro. Nisolo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.