Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Famoahana kopia : Mampitarazoka ny asa ny fahanteran’ny fitaovana

Ny fitaovana efa tonta sy tsy mahazaka ny filàna intsony no mahatonga ny fahatarana amin’ny famoahana kopia amin’izao fotoana. Io ny fanazavana nentin’ny tomponandraikitry ny kaominina An­tananarivo Renivohitra manoloana ny fitarazohan’ny asa famoahana kopia nahaterahana eny amin’ny boriborintany. Efa tranainy ny ordinatera sy ny kojakoja miaraka aminy, toy ny serveur, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.