Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Mananjary : Tranga voajanahary ny fiakaran’ny ranomasina

Nanaitra ny mponin’i Mananjary ny fiakaran’ny ranomasina tampoka tsy nisy fampitandremana voaray ny maraimbe, ny sabotsy teo. Nitondra fanazavana ny sampandraharaham-paritry ny toetry ny andro ao Vatovavy mahakasika io fiakaran’ny ranomasina tany an-toerana io. “Nifanojo tamin’ny fisian’ny alondrano antonony avy any atsimo ny fotoan’ny fiakaran’ny ranomasina tamin’io sabotsy maraina io, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.