Karate Analamanga : Nahomby ny fanokafana ny taona
Fahombiazana ny fifaninanana fanokafana ny taom-pikatrohana 2026, ho an’ny ligin’Analamanga, taranja Karate, notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Nahavory mpijery sy mpifaninana an-jatony ny Ligy Tournament Karate eto anivon’ Analamanga. Nahatonga solontena avokoa ireo seksionina 8 mandrafitra ny ligy ary feno hipoka ny teny Ankorondrano. Tetsy ankilany, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.