Rugby – Amboaran’i Afrika : Andrasana ny lisitry ny Makis Ladies
Hotanterahina any Nairobi Kenya, ny 21 hatramin’ny 31 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina lavalava, ho an’ny sokajy vehivavy, vondrona A. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, mety hivoaka amin’ity herinandro ity ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.