Taranja mekanika : Miisa dimy ny rallye hifaninanana amin’ny taona 2026
Feno ny fandaharam-potoanan’ny Federation sport automobile malagasy (FSAM) ho an’ny taom-pifaninanana 2026. Dimy ny isan’ny rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, raha miisa 7 ny eo amin’ny Karting. Ankoatra izay, eo koa ny “course de côte” sy ny Slalom. Nivoaka ny fandaharam-potoana ho an’ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), ho …
No comments yet. Be the first to add a perspective.