Vovonana RALI : « Mila lamina vaovao ny fambolena sy fiompiana »
Tafiditra ao anatin’ny politikam-pampandrosoana entin’ny Vovonana « Rassemblement des agriculteurs libres et indépendants » na Rali, ny fanomezan-danja ny mpiantsehatra rehetra anatin’ ny tontolon’ny fambolena sy fiompiana. Tanjona ny hisian’ny fifandanjan’ny tombontsoa azon’ny tsirairay. Manomboka amin’ny fanovana ny toe-tsaina izany. Andaniny, ny tantsaha tsy iankindoha amin’ireo voalaza ho mpiara-miasa aminy. Ankilany, tsy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.