INDRAY MIJERY
Mamolavola antontan-kevitra entin’ny Centre des opérations d’urgence de santé Publique (Cousp) miasa ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) mandritra ny hadimiana. Tafiditra amin’ny tetikasa fiomanana amin’ny fiatrehana ny valanaretina sy ny fanatsarana ny tolotra eny amin’ ny tobim-pahasalamana fototra ny asa. Fitaovana iray ampiasain’i …
No comments yet. Be the first to add a perspective.