Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ady amin’ny herisetra : Hofanina ireo mpisehatra

Mitohy hatramin’ny rahampitso ny fanofanana ireo mandray an-tanana ny olona iharan’ny herisetra, ao anatin’ny tetikasa “Eager”. Ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Fid no manatanteraka izany fiofanana izany. Mbola anisany fanamby lehibe eto Madagasikara ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Manohintohina ny fiarovana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.