Iray eny an-kianja : Maimaimpoana ny an’ireo any amin’ny faritra
Nihaona tamin’ny mpanao gazety, tetsy amin’ny Kianja Barea, omaly, ireo mpikarakara ny hetsika “Iray eny an-kianja”. Lalao ara-panatanjahantena hifanandrinan’ny haino vaky jery. Nambaran’ireo tomponandraikitra fa tsy miova ny daty hanatontosana ny fihaonana fa ny sabotsy 6 jona ho avy izao, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Mampiavaka ity andiany ity, natao maimaimpoana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.