Basikety – “Fiba 3×3 Women’s Series” : Nandresy an’i Mongolie ary resin’i Australie ny Ankoay
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Shanghai Chine, ny fifaninanana “Fiba 3X3 Women’s Series”, taranja basikety, nandraisan’ny Ankoay vehivavy anjara. Lalao roa no natrehan’izy 4 mirahavavy, nahitana an’i Sambatrarimiora, i Sydonie, i Sarobidy ary i Koloina. Raha hiverenana ny vokatra, nahazo fandresena iray sy faharesena iray i Madagasikara. Teo amin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.