Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Kick Afrika- Maître Kelly : “Tokony hiankina amin’ny teknika ny fandraisan’anjara”

Nitondra fanazavana ma­hakasika ny nanendren’ny filohan’ny Federasionin’ny kick boxing azy hisahana ny lafiny teknika ny Maître Rasoanaivo André Kelly. Nambarany fa tonga nanatona azy ny filohan’ny Federasionina, Rafidison José, ary nanankina aminy ny fametrahana ireo hitantana ny fanazaran-tenan’ny mpikatroka. Manoloana izany, nilaza izy fa miankina amin’ny lafiny teknika ny hahafahana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.