SOMBIM-BAOVAO
Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny Tanàna Soa Ambohimanga, ny fiofanana Beach-volley ho an’ireo teknisiana sy mpitsara nokarakarain’ny Ligin’Analamanga. Niarahana tamin’ny mpampiofana Fidy izany. Nahazo mari-pankasitrahana ny mpiofana. Hotanterahina manomboka ny 22 mey izao kosa ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, eo amin’ity taranja ity. Tafita any amin’ny dingana manaraka, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.