Baolina kitra – Can 2027: Andrasana anio ireo hiray vondrona amin’ny Barea
Hotanterahina anio, any amin’ny foiben’ny Federasionina egyptianin’ny baolina kitra (EFA), Le Caire, Egypte, ny antsapaka hahafantarana ny anaran’ireo firenena izay ho mpiray vondrona amin’ny fifanintsanana Can 2027. Andrasana, mandritra izany, ireo ekipam-pirenena izay hiray vondrona amin’ny Barean’i Madagasikara. Marihina fa miisa 48 ny firenena tafita hifanintsana, hiady ny tapakila hiatrehana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.