Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tsipy kanetibe – «Masters 2026» ; Tsy neken’ny FSBM ny fidiran’ny Decines amin’ny ekipa malagasy

Tsy ho anisan’ireo handray anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy kanetibe, i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, miditra amin’ny fandrafetana ny ekipam-pirenena malagasy ny klioba Decines France. Fanapahana, notsipahin’ny Federation sport boule malagasy (FSBM) izany. Mbola ambentin-dresaky ny maro hatramin’izao ny tsy fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “Masters 2026”, taranja tsipy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.