Rallye Motul : Hirefy 72 km ny dingana manokana (ES)
Hotanterahina ny zoma 29 sy ny sabotsy 30 mai ho avy izao ny Rallye Motul. Dingana voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena. Hikarakara ity hetsika ity ny klioba FMMSAM. 129, 240 km ny halaviran’ity rallye ity ary misy dingana manokana (ES) 8, izay mirefy 72 km. Anisan’ny lava indrindra ny eo Anjeva mihazo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.