Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fifanintsanana Can 2027 ; Iray vondrona amin’i Nizeria ny Barea

Tontosa omaly, tany Le Caire, Egypta, ny antsapaka ahafantarana ny anaran’ireo firenena miray vondrona amin’ny fifanintsanana Can 2027. Hiara-kiady ny tapakila tokana, i Madagasikara, i Nizeria ary i Guinée Bissau. Efa tafita kosa i Tanzanie. “Fito taona aty aoriana!” Miray vondrona « L » amin’ny ekipam-pirenena Barean’i Ma­da­gasikara ny Super Eagles …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.