Olona manana toe-tena varira: Matimaty foana, tsy manana ianteherana
Mikiakiaka anaty antso vonjy ireo olona manana toe-tena varira manoloana ny famiravirana ny ain’izy ireo. “Tena tsisy vidiny ny aina ary tsy misy hasiny ny maha olona raha ny tranga famonoana miseho sy iainanay”, hoy ny filohan’ny fikambanana varira eto Madagasikara, Soja Fulgence. Tranga roa nisesy, tamin’ity volana ity, ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.