Fampiakarana lenta-Tantara an’onjampeo: Hanatanteraka atrikasa ny V.M.T
Tafiditra ao anatin’ny sehatrasa sy vina tanterahin’ny Vondron’ny mpiangaly Tantara (V.M.T) ny hampiakatra hatrany ny lentan’ny tontolon’ny tantara fandefa amin’ny Radio na ny tantara an’onjampeo. Ho fiatrehana izany, hisy ny atrikasa fanoratana tantara fihaino hotanterahina ny alarobia 27 mey izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny Lycée JJ Rabearivelo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.