Malagasy mpianatra any France : Mangataka ivontoerana ara-kolontsaina
Hanabevoho ny teny sy ny kolontsaina malagasy, na lavitra ny tanindrazana aza. Izay no anisan’ny tanjon’ireo mpianatra teratany malagasy any France, izay nampitain’izy ireo nandritra ny fihaonany tamin’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mandrindrarivony Ogascar, omaly. Tao amin’ny Foyer universitaire malagasy na Fum ao Paris no natao ny fihaonana, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.