Alatsinain’ny Pantekoty: hipoka avokoa ireo toeram-pialamboly
Raha tarafina amin’ny isan’ny mpijery, fahombiazana avokoa ireo fampisehoana maromaro teto Antananarivo sy ny manodidina, omaly. Singanina indrindra amin’izany ny « Mi’sôma total » tetsy amin’ny Coliseum. Goavana indrindra na tamin’ny toerana, ny isan’ny mpijery, fa indrindra ny isan’ny tarika nifandimby an-tsehatra. Nosafidian’ny mpikarakara manokana ireo mpanakanto be mpankafy amin’izao fotoana izao. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.