“Pureplay Football League (PFL)” : Tafita any amin’ny manasa-dalana ny Elgeco Plus
Ekipa faharoa manaraka ny dian’ny Disciples FC Vakinankaratra any amin’ny manasa-dalana amin’ny “Pureplay Football League (PFL)”, ny Elgeco Plus. Resin’ izy ireo tamin’ny fandakana “tir au but”, 4 no ho 2, tetsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-Pass, omaly, ny FC Rouge. Nisaraka 1 no ho 0, nandritra ny fe-potoana ara-dalàna, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.