Karate-Afrika Atsinanana : Nahazo Medaly volamena 1 sy alimo 2 ny Malagasy
Tontosa ny 28 hatramin’ny 30 mey lasa teo, tany Nairobi Kenya, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, faritra Atsinanana, taranja karate. Tsy nitsanga-menatra ny Malagasy fa na dia vitsy aza ny nisolo tena an’i Madagasikara, vokatra tsara no azo. Medaly volamena 1 sy alimo 1 no norombahan’ny karatekas malagasy. Tamin’ny alalan-dRavelonarivo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.