Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby vehivavy – CAN 2026: Gisitra sady mivarina sokajy ny Makis Ladies

Tena ratsy ny vokatra azon’ny Makis Ladies, nandritra ny Can 2026 taranja rugby ho an’olona 15. Faharesena intelo, tamin’ireo lalao telo nataony no vitan-dry zareo. Gisitra ny Malagasy ary mivarina any amin’ny sokajy ambany, amin’ny taona 2027. Tontosa omaly, tany Nai­robi Kenya ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.