INDRAY MIJERY
Tontosa ny famaranana ny ampahibemaso ho fandraisana ireo mopampianatra ho mpiasam-panjakana, eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Mpiasa tsy raikitra miisa 250 izay efa niasa eo anivon’ny minisitera sy ireo toeram-pampianarana no voakasik’ity dingana notanterahina amin’ny fomba mangarahara ity. Nanomboka ny 11 mey lasa teo, nitety ireo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.