Fananahana ara-pahasalamana : Nitafa niaraka ny ray aman-dreny sy ny zanaka
Nikarakara adihevitra ho an’ny fianakaviana mahakasika ny fananahana ara-pahasalamana sy ny fandrindrana fiterahana ho an’ny fianakaviana ny fikambanana Fianakaviana Sambatra, ny faran’ny herinandro teo ,teny Ambatomitsangana. Lohahevitra niompanan’ny dinidinika ny hoe : « Tanora tompon’andraikitra sy fianakaviana voaaro manorina fiarahamonina sambatra ». Fianakaviana efatra, nahitana ray aman-dreny sy ny zanany no nifanakalo hevitra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.