Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Taranja tenisy – Billie Jean King Cup: Fantatra ireo mpilalao hiaro ny voninahi-pirenena

Afaka iray volana, hiatrika ny fifaninanana afrikanina eo amin’ny taranja tenisy, sokajy vehivavy, «Billie Jean King Cup», ho an’ny vondrona fa­hatelo i Madagasikara. Araka ny fikarohana natao, hotanterahina atsy Gaborone Botswa­na, ny 13 hatramin’ny 18 jolay ho avy izao izany. Nampafan­tarin’ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT), oma­ly, tetsy Andraharo, ny anaran’ireo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.