SOMBIM-BAOVAO
Nandefa taratasy fampahafantarana ny Federasionina maraokanina, ny baolina kitra, fa noho ny valanaretina misy any an-toerana dia foana avokoa ireo lalao ara-pirahalahiana rehetra tokony hatao any an-toerana. Tafiditra ao anatin’izany ny fihaonan’ny Barea sy i Ouganda, tokony hatao ny alatsinainy ho avy izao. Notanterahina afakomaly, tao amin’ny Faritra Ambatosoa, ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.