Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Judo: Top 50 maneran-tany i Zo Hajanirina

Laharana faha-49 maneran-tany, eo amin’ny sokajy latsaky ny 78 kg, ny Malagasy mpikatroka eo amin’ny taranja Judo, Andriambololona Zo Hajanirina, manana isa 614. Io no filaharana navoakan’ny eo anivon’ny Federasionina iraisam-pirenan’ny judo (FIJ), ny 1 jona lasa teo. Voninahitra lehibe ho an’i Madagasikara sy ny taranja judo izao satria i Zo no Malagasy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.