TARATRY ny KANTO
Nahaliana ny mpianatra sy ireo mpandala ny teny malagasy ny « Takalo am-pamoloana » notontosaina tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena, omaly. « Ny voambolana malagasy mahasadaikatra : fady sa azo tenenina ? » no novoaboasan’ Ny Mpanabe Tsara. Lohahevitra tsara safidy, satria efa ela no nanitikitika ny rehetra ny fampiasana ny teny malagasy tena izy, kanefa voalaza fa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.