Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

CHUJRB : 100 taona nitsaboana

Mitohy anio ny varavarana misokatra ho an’ny daholobe karakarain’ny hopitaly CHUJRB na Befelatanana ambony. Mana­marika ny faha-100 taona nijoroany ity hopitaly ity ary manome tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana ho an’ny rehetra. 100 taona nitsaboana sy nanasitranana, 100 taona nijoroana sy nanangonana traikefa ny hopitaly. “Traikefa 100 taona, fitsaboana azo antoka” no …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.