Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

CHRR Ambositra : Nisy fandidiana maimaimpoana

Ho fanamafisana ny ezaka ataon’ny minisiteran’ny Faha­sa­lamam-bahoaka amin’ny fampanatonana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny va­hoaka, notanterahina tao amin’ny CHRR Ambositra ny hetsika fitiliana maimaimpoana ny areti-maso katarakta arahin’ny fandidiana, naharitra telo andro, tao amin’ny CHRR Ambositra. Hetsika mitondra fanantenana sy fahasitranana mivantana ho an’ireo marary indrindra ireo efa niaina fahasahiranana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.