Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

SOMBIM-BAOVAO

Atleta nisongadina nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, aty amin’ny faritra Atsimo, sokajy zandriny U18 sy U20, izay natao tatsy Maorisy, ny faran’ny herinandro teo, Andrianjafy Ny Aina Anna. Nahazo medaly volamena, tamin’ny hazakazaka 400 metatra misy fefy, izy. Nahazo medaly telo moa ny delegasionina malagasy tamin’ity: volamena iray, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.