Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

LFR 2026: Nampidinina ho 750 Ar/l ny hetra amin’ny alikaola

Nanambara ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Mi­chaël, ny alahady 7 jona teo, fa misy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny hetra amin’ny famokarana ataon’ny orinasa Star. Araka izany, ao anatin’ny volavolan-dalàna mifehy ny Teti­bolam-panjakana nasiam-panitsiana “LFR 2026”, nampidinina ho 750 Ar isaky ny litatra ny hetra « Droit …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.