Mahajanga-CRRA : Hananganana fomba fiasa manara-penitra
Tanterahina any Mahajanga, hatramin’ny zoma, ny atrikasa fananganana fitsipika sy fomba fiasa manaraka ny fenitra eo anivon’ny foibe fiantsoana CRRA. Fantatra fa natsangana eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Fitaleavan’ny foibe fanampiana ara-pitsaboana vonjy taitra (DCamum), tafiditra ao anatin’ny fampandrosoana ny rafitra fikarakarana ara-pahasalamana mialoha ny fidirana hopitaly eto Madagasikara. Mandray …
No comments yet. Be the first to add a perspective.