Antsa fiombonana: Hanao tantsoroka ho an’ny fanabeazana ireo poeta
Hanatontosa ny “Tantsoroka ho an’ny fanabeazana”, eny Ambohidrabiby, ireo vondrona poeta, iarahana amin-dry Harisoa, Ny Voary, Domoina Fitiavana, Masonalina, Dah nex, Orima, Dakoto, Soratra Fanahy, Misaina Ratovo, Ny Voary Andrianombahy, ny 21 jona ho avy izao. Vokatry ny fahatsapana fa manana adidy amin’ny Tanindrazana iombonana ny poeta, indrindra amin’izao Iray …
No comments yet. Be the first to add a perspective.