Fanehoana firaisankina : Notolorana vatsy ny ankizy tsy salama eny amin’ny hopitaly
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny fahaleovantena, nitsidika sy nankahery ary nitondra vatsy ho an’ireo ankizy tsy salama manaraka fitsaboana eny amin’ireo hopitalim-panjakana lehibe eto Antananarivo ny solontenan’ny fitondram-panjakana. Notarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Michaël izany, tamin’ity herinandro ity. Fitsidihana izay maneho indray ny fiaraha-mientan’ny fitondram-panjakana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.