TARATRY ny KANTO
Hanatanteraka ny «Festival de musique chrétienne» andiany faharoa ny Orchestre Philharmonique.Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny Paroisse internationale Andohalo, ny alahady 21 jona izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fizarana voalohany, hitendren-dry zareo ny «chants liturgiques» voarakitra ao anatin’ny Tiona sy ny Antema FFPM. Ny tapany faharoa, hamelomana ireo «classiques sy oratorios», …
No comments yet. Be the first to add a perspective.