Tsipy kanetibe : Nivoaka ny anaran’ny handrafitra ny ekipam-pirenena
Tontosa tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo, ny fitiliana ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, hiatrika ny “tournoi estival”, any France. Omaly no namoaka ny lisitra ny Federation sport boule malagasy (FSBM). Manana ekipa roa i Madagasikara, amin’izany fifaninanana izany. Mbola voatazona ao anaty ekipam-pirenena i Baloty sy i Lova …
No comments yet. Be the first to add a perspective.