Kick boxing-Afrika : 18 ny handrafitra ny delegasionina malagasy
Atleta 14 sy staff teknika 4 no mandrafitra ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hatao any Kameronina. Ao anatin’ny fanomanana farany ireo Malagasy mpikatroka amin’izao. Hanainga ny sabotsy 20 jona izao ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hotanterahina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.