Sehatry ny fandraharahana : Hamoaka ny andiany Sahy ny Iscam
Hotontasaina ny 02 jolay 2026, eny amin’ny CCI, Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana teo anivon’ny Iscam Business School. Andiany faha-35, ampitondraina ny anarana hoe: “Sahy” izy ireo, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ankadifotsy, omaly. Maneho tanjaka sy fahasahiana, herim-po ary fahavononana ny teny hoe Sahy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.